Ezekiel 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, ireo no lehilahy izay misaina hanao ratsy sady manome torohevitra ratsy ato amin’ity tanàna ity,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamiko: «Ry zanak’olona, ireo no olona mamoron-tsain-dratsy, sy manome hevi-dratsy, eto amin’ity tanàna ity, manao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny Fanahy tamiko: «Ry ilay taranak’olombelona, ireo no lehilahy manomana asa ratsy sy manolo-tsaina mandoza eto Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, ireo no lehilahy izay mamoron-tsain-dratsy sady manolo-tsain-dratsy eto amin'ity tanàna ity,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona*, ireo no lehilahy izay misaina hanao ratsy sady manome torohevitra ratsy ato amin’ity tanàna ity,
malagasy
Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, ireo no lehilahy izay mamoron-tsain-dratsy sady manolo-tsain-dratsy eto amin'ity tanàna ity,