Ezekiel 11:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba handehanany araka ny didiko sy hitandremany ny fitsipiko ka hanarahany izany; ary ho oloko izy, ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hizorany amin’ny fitsipiko sy hitandremany ny didiko, ary hanarahany azy; ka izy dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hizotra araka ny lalànako rehetra ianareo ary hitandrina ny fitsipiko ka hampihatra azy, dia ho vahoakako ianareo ary Izaho ho Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
mba handehanany araka ny didiko sy hitandremany ny fitsipiko ka hanarahany izany, ary izy dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba handehanany araka ny didiko sy hitandremany ny fitsipiko ka hanarahany izany; ary ho oloko izy, ary Izaho ho Andriamaniny.
malagasy
mba handehanany araka ny didiko sy hitandremany ny fitsipiko ka hanarahany izany, ary izy dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.