Ezekiel 11:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasandratry ny kerobima ny elany sy ny kodiarana teo anilany; ary ny voninahitry ny Andriamanitry ny Israely dia teo aminy, teo amboniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny Kerobima nanainga ny elany; ny kodiarana koa niara-nihetsika taminy; ary ny voninahitry ny Andriamanitr’i Israely dia teo ambonin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nikopaka elatra ireo kerobima, dia niara-nihetsika taminy koa ireo kodiarana, ary namirapiratra teo amboniny ny voninahitr’ilay Andriamanitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia nasandratry ny kerobima ny elany sy ny kodia teo anilany; ary ny voninahitr'Andriamanitry ny Isiraely no teo amboniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasandratry ny kerobima* ny elany sy ny kodiarana teo anilany; ary ny voninahitry ny Andriamanitry ny Israely dia teo aminy, teo amboniny.
malagasy
Dia nasandratry ny kerobima ny elany sy ny kodia teo anilany; ary ny voninahitr'Andriamanitry ny Isiraely no teo amboniny.