Ezekiel 11:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny voninahitry NY TOMPO dia niakatra niala tao amin’ny tanàna ka nijanona teo an-tampon’ny tendrombohitra atsinanan’ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisondrotra avy teo ambonin’ny afovoan-tanàna, ny voninahitr’i Iaveh, ka nijanona teo an-tampon’ilay tendrombohitra eo atsinanan’ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia niakatra niala teo afovoan’ny tanàna ny voninahitry ny TOMPO ka nijanona teo amin’ilay tendrombohitra atsinanan’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary ny voninahitr'i Jehovah niakatra niala tao amin'ny tanàna ka nijanona teo an-tampon'ny tendrombohitra atsinanan'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny voninahitry NY TOMPO dia niakatra niala tao amin’ny tanàna ka nijanona teo an-tampon’ny tendrombohitra atsinanan’ny tanàna.
malagasy
Ary ny voninahitr'i Jehovah niakatra niala tao amin'ny tanàna ka nijanona teo an-tampon'ny tendrombohitra atsinanan'ny tanàna.