Ezekiel 11:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nolazaiko tamin’ny babo ny teny rehetra izay nasehon’NY TOMPO ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary notantaraiko tamin’ireo babo avokoa ny zavatra nampahitan’i Iaveh ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary notantaraiko tamin’ireo babo ny zavatra rehetra nasehon’ny TOMPO ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nolazaiko tamin'ny babo ny teny rehetra izay nasehon'i Jehovah ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nolazaiko tamin’ny babo ny teny rehetra izay nasehon’NY TOMPO ahy.
malagasy
Ary nolazaiko tamin'ny babo ny teny rehetra izay nasehon'i Jehovah ahy.