Ezekiel 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tamiko ny Fanahin’NY TOMPO ka hoy Izy tamiko: Lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Izany no fiteninareo, ry taranak’Israely! Fantatro izay rehetra ao an-tsainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nilatsaka tato amiko ny Fanahin’i Iaveh; ka hoy Izy tamiko: «Mitenena hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Izany no teneninareo, ry taranak’i Israely! Fantaro ny mby ao an-tsainareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilatsaka tamiko ny Fanahin’ny TOMPO ka nandidy ahy hanambara hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Fantatro izay teneninareo, ry olon’i Israely, fantatro ny eritreritra tonga ao an-tsainareo!
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tao amiko ny Fanahin'i Jehovah, ka hoy Izy tamiko: Lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Izany no fiteninareo, ry taranak'Isiraely, ary fantatro izay rehetra ao an-tsainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tamiko ny Fanahin’NY TOMPO ka hoy Izy tamiko: Lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Izany no fiteninareo, ry taranak’Israely! Fantatro izay rehetra ao an-tsainareo.
malagasy
Ary tonga tao amiko ny Fanahin'i Jehovah, ka hoy Izy tamiko: Lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Izany no fiteninareo, ry taranak'Isiraely, ary fantatro izay rehetra ao an-tsainareo.