Ezekiel 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia nahamaro ny voavononareo tato amin’ity tanàna ity ary ny arabeny dia nofenoinareo faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohamaroinareo ny vonoana olona tamin’ity tanàna ity, sy nofenoinareo faty ny lalam-be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nahafaty olona maro teto amin’ity tanàna ity ianareo; ary namenoanareo ny lalambe ny fatiny.
Malagasy Bible 1865
Hianareo efa nahamaro ny voavononareo teto amin'ity tanàna ity, ary ny lalambeny efa nofenoinareo faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia nahamaro ny voavononareo tato amin’ity tanàna ity ary ny arabeny dia nofenoinareo faty.
malagasy
Hianareo efa nahamaro ny voavononareo teto amin'ity tanàna ity, ary ny lalambeny efa nofenoinareo faty.