Ezekiel 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matahotra ny sabatra ianareo nefa hataoko mahatratra anareo ihany ny sabatra, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mataho-tsabatra ianareo, ka hataoko tratry ny sabatra, - teny marin’i Iaveh Tompo. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matahotra ny ady ve ianareo? Raha izany, dia halefako aminareo ny ady. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany!
Malagasy Bible 1865
Natahotra ny sabatra ianareo; nefa hataoko mahatratra anareo ihany ny sabatra, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matahotra ny sabatra ianareo nefa hataoko mahatratra anareo ihany ny sabatra, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Natahotra ny sabatra ianareo; nefa hataoko mahatratra anareo ihany ny sabatra, hoy Jehovah Tompo.