Ezekiel 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Havoakako avy ato aminy ianareo ka hatolotro ho eny an-tanan’ny hafa firenena, ary hanao fitsarana aminareo Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havoakako hiala eto an-tanàna ianareo, ka hatolotro eo an-tanan’ny hafa firenena; ary hampihatra aminareo ny fitsaràko Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horoahiko hiala amin’ity tanàna ity ianareo, ka hatolotro ho eo an-tanàn’ny firenen-kafa; ary hotanterahiko ny didim-pitsarako ny aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary havoakako avy ato aminy ianareo ka hatolotro ho eny an-tànan'ny hafa firenena, ary hanao fitsarana aminareo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Havoakako avy ato aminy ianareo ka hatolotro ho eny an-tanan’ny hafa firenena, ary hanao fitsarana aminareo Aho.
malagasy
Ary havoakako avy ato aminy ianareo ka hatolotro ho eny an-tànan'ny hafa firenena, ary hanao fitsarana aminareo Aho.