Ezekiel 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fantany fa Izaho no TOMPO rehefa ahahako any amin’ny Jentilisa sy ampieleziko any amin’ny tany samihafa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fantany fa Iaveh Aho, rehefa naeliko any amin’ny firenena izy, sy nahahako any amin’ny tany hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voahahako any amin’ny firenen-kafa sy voaparitako ny tany maro ireo, dia hiaiky fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, raha ahahako any amin'ny jentilisa sy ampieleziko any amin'ny tany samy hafa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fantany fa Izaho no TOMPO rehefa ahahako any amin’ny Jentilisa* sy ampieleziko any amin’ny tany samihafa izy.
malagasy
Ary dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, raha ahahako any amin'ny jentilisa sy ampieleziko any amin'ny tany samy hafa izy.