Ezekiel 12:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, ahoana moa izao oha-teny ataonareo ao amin’ny tanin’ny Israely izao hoe: Mandeha ny fotoana, ary tsy misy vanona ny fahitana rehetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, inona ity fitenenana ataonareo fiteny eo amin’ny tanin’i Israely hoe: Mihalava ny andro; tsy misy tanteraka ny fahitana rehetra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, ahoana moa izao oha-pitenenana ataonareo momba ny tanin’i Israely izao hoe: ‹Lasa ihany ny fotoana nefa toa tsy nisy tanteraka akory izay fahitana!›
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, ahoana moa, izao fitenenana ataonareo ao amin'ny tanin'ny Isiraely izao hoe: Mihaela ny andro, ary tonga tsinontsinona ny fahitana rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, ahoana moa izao oha-teny ataonareo ao amin’ny tanin’ny Israely izao hoe: Mandeha ny fotoana, ary tsy misy vanona ny fahitana rehetra?
malagasy
Ry zanak'olona, ahoana moa, izao fitenenana ataonareo ao amin'ny tanin'ny Isiraely izao hoe: Mihaela ny andro, ary tonga tsinontsinona ny fahitana rehetra?