Ezekiel 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ianao, ry zanak’olona, handrino mafy ny zanakavavin’ny firenenao izay manao faminaniana araka ny fony ary maminania ny hamelezana azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry zanak’olona, atodiho ny tavanao, hanandrina ireo zanaka vavin’ny firenenao, izay maminany araka ny sitrapony; ka maminania famelezana azy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ianao, ry ilay taranak’olombelona, handrino ireo vehivavy israelita izay maminany araka ny nahim-pony ka ambarao ny hamelezana azy;
Malagasy Bible 1865
Koa ianao, ry zanak'olona, handrino mafy ny zanakavavin'ny firenenao, izay manao faminaniana araka ny fony, ary maminania ny hamelezana azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ianao, ry zanak’olona*, handrino mafy ny zanakavavin’ny firenenao izay manao faminaniana araka ny fony ary maminania ny hamelezana azy!
malagasy
Koa ianao, ry zanak'olona, handrino mafy ny zanakavavin'ny firenenao, izay manao faminaniana araka ny fony, ary maminania ny hamelezana azy,