Ezekiel 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy loholon’ny Israely tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tao amiko ny loholona sasany amin’i Israely, ka nipetraka teo anoloako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia nisy loholon ’i Israely vitsivitsy tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloako mba hanontany ahy.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy loholon'ny Isiraely tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy loholon’ny Israely tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloako.
malagasy
[Anatra ho an'ny mpanompo sampy, sy filazana ny hanjo azy] Dia nisy loholon'ny Isiraely tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloako.