Ezekiel 14:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitondra ny heloky ny tenany izy; ny heloky ny mpaminany dia hitovy amin’ny helok’izay manontany aminy koa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hitondra ny valin’ny haratsiany izy, - arakaraka ny haratsian’izay manontany ny haratsian’ny mpaminany koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ny mpaminany na ny olona izay manontany azy dia samy hivesatra heloka mitovy ka samy hilanja ny vokany.
Malagasy Bible 1865
Ary hitondra ny heloky ny tenany izy; ny heloky ny mpaminany dia hitovy amin'ny helok'izay manontany aminy koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitondra ny heloky ny tenany izy; ny heloky ny mpaminany dia hitovy amin’ny helok’izay manontany aminy koa,
malagasy
Ary hitondra ny heloky ny tenany izy; ny heloky ny mpaminany dia hitovy amin'ny helok'izay manontany aminy koa,