Ezekiel 14:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mampandeha biby masiaka eo amin’ny tany Aho ka mandringana ny zana-bahoaka ireny, ary lao ny tany ka tsy azon’olona aleha noho ny biby,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mandefa biby masiaka amin’ny tany Aho, ka ilaozan’ny mponina sy zary efitra tsy halehan’ny olona na iza na iza azon’izany biby izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Na koa handefasako biby masiaka amin’izany tany izany, ka hahalao azy satria hovonoin’ireo biby ireo ho faty ny mponina eo aminy ary tsy hisy handalo intsony eo noho ny tahotra ireo biby.
Malagasy Bible 1865
Raha mampandeha biby masiaka eo amin'ny tany Aho, ka mandringana ny zana-bahoaka ireny, ary lao ny tany ka tsy azon'olona aleha noho ny biby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mampandeha biby masiaka eo amin’ny tany Aho ka mandringana ny zana-bahoaka ireny, ary lao ny tany ka tsy azon’olona aleha noho ny biby,
malagasy
Raha mampandeha biby masiaka eo amin'ny tany Aho, ka mandringana ny zana-bahoaka ireny, ary lao ny tany ka tsy azon'olona aleha noho ny biby,