Ezekiel 14:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mahatonga sabatra mamely izany tany izany Aho ka miteny hoe: Aoka hotetezin-tsabatra ny tany ka hofongorako izy, na ny olona na ny biby,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na raha mandefa sabatra hamely izany tany izany Aho, ary manao hoe: «Aoka hijinja ny tany ny sabatra...» sady mandringana ny olona sy ny biby;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Na koa hampisiako ady eo amin’izany tany izany ary hodidiako ny tafika handrava azy sy handringana ny olona mbamin’ny biby fiompy ao.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mitondra sabatra mamely izany tany izany Aho ka manao hoe: Aoka hotetezin-tsabatra ny tany, ka hofongorako izy, na ny olona na ny biby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mahatonga sabatra mamely izany tany izany Aho ka miteny hoe: Aoka hotetezin-tsabatra ny tany ka hofongorako izy, na ny olona na ny biby,
malagasy
Ary raha mitondra sabatra mamely izany tany izany Aho ka manao hoe: Aoka hotetezin-tsabatra ny tany, ka hofongorako izy, na ny olona na ny biby,