Ezekiel 14:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mandefa areti-mandringana mamely izany tany izany Aho sady aidiko aminy ny fahatezerako amin’ny fandatsahan-dra mba haharingana ny olona sy ny biby ao aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na raha mandefa pesta ho amin’izany tany izany Aho, ary manidina ny hatezerako aminy, amin’ny fandatsahan-dra, sady mandringana ny olona sy ny biby,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Na koa handefasako areti-mandringana amin’izany tany izany, ka io areti-mandoza mandringana olona sy biby fiompy io no hanehoako ny fahatezerako aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mandefa ared-mandringana mamely izany tany izany Aho, sady aidiko aminy ny fahatezerako, dia amin'ny fandatsahan-drà mba haharingana ny olona sy ny biby ao aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mandefa areti-mandringana mamely izany tany izany Aho sady aidiko aminy ny fahatezerako amin’ny fandatsahan-dra mba haharingana ny olona sy ny biby ao aminy,
malagasy
Ary raha mandefa ared-mandringana mamely izany tany izany Aho, sady aidiko aminy ny fahatezerako, dia amin'ny fandatsahan-drà mba haharingana ny olona sy ny biby ao aminy,