Ezekiel 14:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hampionona anareo ireo, rehefa hitanareo ny alehany sy ny ataony dia ho fantatrareo fa tsy nataotaoko foana izay rehetra nataoko taminy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampionona anareo izy ireo, rehefa mahita ny fitondran-tenany aman’asany ianareo, ka ho fantatrareo fa tsy hoe tsy misy antony ny nanaovako izay rehetra nataoko taminy, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hampionona anareo ireo olona sisa tavela ireo satria ho takatrareo, rehefa mahita ny fitondrantenany sy ny ataony ianareo, fa rariny izay rehetra nataoko namelezana io tanàna io. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.»
Malagasy Bible 1865
Eny, hampionona anareo ireo, rehefa hitanareo ny alehany sy ny ataony; ka dia ho fantatrareo fa tsy nataotaoko foana izay rehetra nataoko taminy, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hampionona anareo ireo, rehefa hitanareo ny alehany sy ny ataony dia ho fantatrareo fa tsy nataotaoko foana izay rehetra nataoko taminy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Eny, hampionona anareo ireo, rehefa hitanareo ny alehany sy ny ataony; ka dia ho fantatrareo fa tsy nataotaoko foana izay rehetra nataoko taminy, hoy Jehovah Tompo.