Ezekiel 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hisamborako ny taranak’Israely amin’ny fony satria efa nihemotra niala Tamiko izy rehetra noho ny sampiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hahavoazako ny taranak’i Israely amin’ny fony satria efa nivily niala tamiko izy mbamin’ny sampin-dozany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny valin-teniko dia hambabo ny fon’ny Israelita, izay nandao Ahy noho ny fitiavany ny sampiny.›
Malagasy Bible 1865
mba hisamborako ny taranak'Isiraely amin'ny fony, satria efa nihemotra niala tamiko izy rehetra noho ny sampiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hisamborako ny taranak’Israely amin’ny fony satria efa nihemotra niala Tamiko izy rehetra noho ny sampiny.
malagasy
mba hisamborako ny taranak'Isiraely amin'ny fony, satria efa nihemotra niala tamiko izy rehetra noho ny sampiny.