Ezekiel 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanandrina izany olona izany ny tavako ka hataoko mahita loza izy mba ho famantarana sy ho oha-teny, ary hofongorako tsy ho eo amin’ny oloko izy dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny Tavako, hanandrina izany olona izany; izy holevoniko hataoko famantarana aman’ohabolana, hofongarako eo amin’ny vahoakako; dia ho fantatrareo fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hifanandrina aminy Aho ka hataoko tonga oha-pitenenana izy ary hoesoriko tsy ho eo amin’ny vahoakako. Amin’izay dia hoekenareo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
ary hanandrina izany olona izany ny tavako, ka hataoko mahita loza izy mba ho famantarana sy ho ohabolana, ary hofongorako tsy ho eo amin'ny oloko izy; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanandrina izany olona izany ny tavako ka hataoko mahita loza izy mba ho famantarana sy ho oha-teny, ary hofongorako tsy ho eo amin’ny oloko izy dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
malagasy
ary hanandrina izany olona izany ny tavako, ka hataoko mahita loza izy mba ho famantarana sy ho ohabolana, ary hofongorako tsy ho eo amin'ny oloko izy; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.