Ezekiel 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, inona no ihoaran’ny tahom-boaloboka noho ny hazo rehetra, dia ny sakeli-boaloboka izay isan’ny hazo any an’ala?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, Inona no ihoaran’ny tahom-boaloboka, noho ny tahon’ny hazo hafa rehetra, noho ny rantsan-kazo izay isan’ireo hazo any an’ala?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, moa sarobidy kokoa noho ny vatan-kazo avy amin’ny hazo any an’ala ve ny tahom-boaloboka?
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, inona no ihoaran'ny tahom-boaloboka noho ny hazo rehetra, dia ny sakeli-boaloboka izay isan'ny hazo any an'ala?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, inona no ihoaran’ny tahom-boaloboka noho ny hazo rehetra, dia ny sakeli-boaloboka izay isan’ny hazo any an’ala?
malagasy
Ry zanak'olona, inona no ihoaran'ny tahom-boaloboka noho ny hazo rehetra, dia ny sakeli-boaloboka izay isan'ny hazo any an'ala?