Ezekiel 15:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hatsipy any anaty afo izy ka hataina; ho levon’ny afo ny tendrony roa ary ho may ny tenatenany. Koa moa azo anaovan-javatra akory va izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atao ao anaty afo izy, holevoniny, dia levon’ny afo ny laniny roa; may koa ny tenantenany; ka azo atao inona indray izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, fa ny hatsipy ao anaty afo ho kitay no sahaza ny tahom-boaloboka. Rehefa main’ny afo ny tendrony roa ary efa mirehitra ny eo an-tenatenany, moa mbola azo ampiasaina hanaovan-javatra ihany ve izy?
Malagasy Bible 1865
Indro, hatsipy any anaty afo hataina izy; ny laniny roa ho levon'ny afo, ary ny tenatenany ho may. Ka moa azo atao zavatra akory va izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hatsipy any anaty afo izy ka hataina; ho levon’ny afo ny tendrony roa ary ho may ny tenatenany. Koa moa azo anaovan-javatra akory va izy?
malagasy
Indro, hatsipy any anaty afo hataina izy; ny laniny roa ho levon'ny afo, ary ny tenatenany ho may. Ka moa azo atao zavatra akory va izy?