Ezekiel 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, fony izy tsy mbola nahafahana aza dia tsy azo nanaovan-javatra, koa mainka fa rehefa levon’ny afo ka may izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony mbola tsy nahafahana aza izy, tsy azo nanaovana na inona na inona; ka mainka rehefa kila sy main’ny afo, ho azo atao inona intsony?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony mbola tsy nanombinana aza izy, tsy azo nanaovan-javatra; mainka rehefa may sy lanin’ny afo izy, dia tsy azo anaovana na inona na inona intsony.
Malagasy Bible 1865
Indro, fony izy tsy mbola nahafahana aza, dia tsy azo natao zavatra, koa mainka fa rehefa levon'ny afo sy may izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, fony izy tsy mbola nahafahana aza dia tsy azo nanaovan-javatra, koa mainka fa rehefa levon’ny afo ka may izy?
malagasy
Indro, fony izy tsy mbola nahafahana aza, dia tsy azo natao zavatra, koa mainka fa rehefa levon'ny afo sy may izy?