Ezekiel 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Toy ny tahom-boaloboka amin’ny hazo any an’ala, izay natolotro hataina, dia toy izany no hanolorako ny mponina any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no lazain’ny Tompo Iaveh: toy ny tahom-boaloboka any amin’ny hazo an’ala, izay hazo atolotra ho levon’ny afo, no hanolorako ny mponina ao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Ny tahom-boaloboka no atsipy ao anaty afo ho kitay, fa tsy ny vatan-kazo avy amin’ny hazo hafa. Toy izany no hanafaizako ny mponin’i Jerosalema,
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Toy ny tahom-boaloboka amin'ny hazo any an'ala, izay natolotro hataina, dia toy izany no hanolorako ny mponina any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Toy ny tahom-boaloboka amin’ny hazo any an’ala, izay natolotro hataina, dia toy izany no hanolorako ny mponina any Jerosalema.
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Toy ny tahom-boaloboka amin'ny hazo any an'ala, izay natolotro hataina, dia toy izany no hanolorako ny mponina any Jerosalema.