Ezekiel 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanandrina azy ny tavako. Tafavoaka tamin’ny afo izy nefa ho levon’ny afo hafa indray; dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO rehefa manandrina azy ny tavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitodika hanandrina azy ny Tavako; afa-nandositra ny afo izy, nefa levon’ny afo ihany indray; dia ho fantatrareo fa Iaveh Aho, rehefa atodiko hanandrina azy ireo ny Tavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hirotsaka an-tsehatra Aho hamely azy. Mihevitra ho afaka tamin’ny afo izy kanjo ho levon’ny afo ihany. Amin’izay dia hiaiky ianareo fa Izaho no TOMPO, rehefa hirotsaka an-tsehatra hamely azy Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hanandrina azy ny tavako; hiala avy amin'ny afo izy nefa ho levon'ny afo hafa indray; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha manandrina azy ny tavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanandrina azy ny tavako. Tafavoaka tamin’ny afo izy nefa ho levon’ny afo hafa indray; dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO rehefa manandrina azy ny tavako.
malagasy
Ary hanandrina azy ny tavako; hiala avy amin'ny afo izy nefa ho levon'ny afo hafa indray; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha manandrina azy ny tavako.Ary hataoko lao ny tany noho ny nivadihany tamiko, hoy Jehovah Tompo.