Ezekiel 15:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hataoko lao ny tany noho ny nivadihany tamiko, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ataoko zary efitra ny tany, noho izy ireo nivadika; - teny marin’i Iaveh Tompo. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko lao ny taniny, satria nivadika tamiko ireo. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany›. »
Malagasy Bible 1865
Ary hataoko lao ny tany noho ny nivadihany tamiko, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hataoko lao ny tany noho ny nivadihany tamiko, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary hataoko lao ny tany noho ny nivadihany tamiko, hoy Jehovah Tompo.