Ezekiel 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tamiko indray ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy indray tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Tonga tamiko indray ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tamiko indray ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
[Ny nivadihan'i Jerosalema, sy ny nahafoizany an'i Jehovah, ary ny hamaliany azy amin'izany] Tonga tamiko indray ny tenin'i Jehovah nanao hoe: