Ezekiel 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notafiako lamba misoratsoratra koa ianao sy nokiraroako hoditra trozona ary nampisikiniko rongony fotsy madinika sy notafiako lamba landy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notafiako amborodao ianao, nokiraroako hoditr’ombirano, nohodidiniko rongony fotsy madinika ny lohanao, ary notafiako amparasily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeko fitafiana vita peta-kofehy sy kapa hoditra tsara ary fehikibo rongony fotsy sy lamba landy ianao.
Malagasy Bible 1865
Notafiako lamba misoratsoratra koa ianao sy nokiraroako hoditakasy, ary nampisikiniko rongony fotsy madinika sy notafiako amparasily.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notafiako lamba misoratsoratra koa ianao sy nokiraroako hoditra trozona ary nampisikiniko rongony fotsy madinika sy notafiako lamba landy.
malagasy
Notafiako lamba misoratsoratra koa ianao sy nokiraroako hoditakasy, ary nampisikiniko rongony fotsy madinika sy notafiako amparasily.[Hoditra voasoka ho menamena. na hodi-biby tsy fantatra]