Ezekiel 16:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasiako kavina ny oronao sy ny sofinao ary nasiako satroboninahitra tsara tarehy ny lohanao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nasiako masombola ny oronao, ary kavina ny sofinao; ary diadema kanto ny lohanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nametahako kavina ny oronao sy ny sofinao sady nasiako satroboninahitra tsara tarehy ny lohanao.
Malagasy Bible 1865
Ary nasiako kavina ny oronao sy ny sofinao ary satro-boninahitra tsara tarehy ny lohanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasiako kavina ny oronao sy ny sofinao ary nasiako satroboninahitra tsara tarehy ny lohanao,
malagasy
Ary nasiako kavina ny oronao sy ny sofinao ary satro-boninahitra tsara tarehy ny lohanao,