Ezekiel 16:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo natoky ny hatsaran-tarehinao ianao ka nijangajanga noho ny lazanao ary nanaram-po nijangajanga tamin’ny mpandalo rehetra sady nafoy ho azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo natoky ny hatsaran-tarehinao ianao, ka nitolo-tena ho an’ny olon-kafa noho ny lazanao, nanarana ny fitiavanao tamin’ny mpandalo rehetra, nanolo-tena taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Kanjo niantehitra tamin’ny hatsaran-tarehinao ianao ka nanararaotra ny lazanao mba hijangajangana ary nanaram-po nijangajanga tamin’izay rehetra nandalo.
Malagasy Bible 1865
kanjo natoky ny hatsaran-tarehinao ianao ka nijangajanga noho ny lazanao sady nanaram-po nijangajanga tamin'ny mpandalo rehetra, ka nafoy ho azy izany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo natoky ny hatsaran-tarehinao ianao ka nijangajanga noho ny lazanao ary nanaram-po nijangajanga tamin’ny mpandalo rehetra sady nafoy ho azy izany.
malagasy
kanjo natoky ny hatsaran-tarehinao ianao ka nijangajanga noho ny lazanao sady nanaram-po nijangajanga tamin'ny mpandalo rehetra, ka nafoy ho azy izany[Heb, anarana]