Ezekiel 16:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalainao koa ny firavakao tamin’ny volamenako sy ny volafotsiko izay nomeko anao dia nataonao sarin-dehilahy ho anao ka nijangajanganao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalainao koa ny firavakao, tamin’ny volamena amam-bolafotsiko, izay nomeko anao, dia nanaovanao sarin-dehilahy izay nanoloranao tena hivarina aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalainao ny firavaka volamena sy volafotsy izay nomeko anao ka nampiasainao hanamboarana sampy miendri-dehilahy, dia nanaram-po nijangajanga taminy ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary nalainao koa ny firavakao tamin'ny volamenako sy ny volafotsiko, izay nomeko anao, dia nataonao sarin-dehilahy ho anao ka nijangajanganao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalainao koa ny firavakao tamin’ny volamenako sy ny volafotsiko izay nomeko anao dia nataonao sarin-dehilahy ho anao ka nijangajanganao.
malagasy
Ary nalainao koa ny firavakao tamin'ny volamenako sy ny volafotsiko, izay nomeko anao, dia nataonao sarin-dehilahy ho anao ka nijangajanganao;