Ezekiel 16:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalainao koa ny fitafianao misoratsoratra ka natafinao ireo; ary ny menako sy ny ditin-kazo manitro dia napetrakao teo anoloany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitafianao misy amborodao, nalainao natafinao an’ireo; ny diloilo aman’emboka manitra, napetrakao eo anoloan’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norakofanao ireo fitafiana vita petakofehy izy, dia narosonao teo anatrehany ny menaka sy ny zava-manitra izay nomeko anao.
Malagasy Bible 1865
nalainao koa ny fitafianao misoratsoratra ka natatinao ireo; ary ny diloiloko sy ny ditin-kazo manitro dia napetrakao teo anoloany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalainao koa ny fitafianao misoratsoratra ka natafinao ireo; ary ny menako sy ny ditin-kazo manitro dia napetrakao teo anoloany.
malagasy
nalainao koa ny fitafianao misoratsoratra ka natatinao ireo; ary ny diloiloko sy ny ditin-kazo manitro dia napetrakao teo anoloany