Ezekiel 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, ampahafantaro an’i Jerosalema ny fahavetavetany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, ampahafantaro an’i Jerosalema ny fahavetavetany, ka ataovy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, ampahafantaro an’i Jerosalema fa maharikoriko loatra ny fitondrantenany.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, ampahafantaro an'i Jerosalema ny fahavetavetany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, ampahafantaro an’i Jerosalema ny fahavetavetany
malagasy
Ry zanak'olona, ampahafantaro an'i Jerosalema ny fahavetavetany,