Ezekiel 16:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentinao ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy izay naterakao ho Ahy, dia novonoinao ho fanatitra ho an’ireo mba hohaniny. Moa zavatra kely va izany fijangajanganao izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanakao lahy aman-janakao vavy naterakao ho Ahy, natolotrao ho sorona tamin’ireny handevonany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalainao koa ireo zanakao lahy sy vavy izay naterakao ho Ahy ka nataonao sorona taminy. Tsy ampy anao angaha ny fijangajangana?
Malagasy Bible 1865
Ary nentinao ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy, izay naterakao ho Ahy, dia novonoinao ho fanatitra ho an'ireo mba hohanina. Moa zavatra kely va izany fijangajanganao izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentinao ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy izay naterakao ho Ahy, dia novonoinao ho fanatitra ho an’ireo mba hohaniny. Moa zavatra kely va izany fijangajanganao izany?
malagasy
Ary nentinao ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy, izay naterakao ho Ahy, dia novonoinao ho fanatitra ho an'ireo mba hohanina. Moa zavatra kely va izany fijangajanganao izany?