Ezekiel 16:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novonoinao ny zanako fa natolotrao ka nampandehaninao namakivaky ny afo ho an’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ampy va ny nitoloranao tena hivarina amin’ireny no dia novonoinao sy natolotrao an’ireo koa ny zanako; nampamakianao ny afo ho fanajana an’ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy maintsy novonoinao ho faty mba hatolotra ny sampy ny zanako!
Malagasy Bible 1865
Ary novonoinao ny zanakao, fa natolotrao ka nampandehaninao namaky ny afo ho an'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novonoinao ny zanako fa natolotrao ka nampandehaninao namakivaky ny afo ho an’ireo.
malagasy
Ary novonoinao ny zanakao, fa natolotrao ka nampandehaninao namaky ny afo ho an'ireo.