Ezekiel 16:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao rehetra dia tsy nahatsiaro ny andron’ny fahatanoranao ianao, fony ianao nitanjaka sy nihanjahanja sady nihosinkosina teo amin’ny ranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tao anatin’ny fahavetavetana amam-pivarinanao amin’ny hafa rehetra ianao, tsy nahatsiaro akory ny andro nahakely anao, nitanjahanao, niboridananao mihitsy, ary nitsipatsipahanao tamin’ny ranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra izany fiainanao nanaram-po sy nakaloiloy izany dia tsy mba nahatsiaro akory ny fahazazànao ianao, fony ianao nitanjaka sy niboridana sady nihosina tamin’ny ranao.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao rehetra dia tsy nahatsiaro ny andro fahakelezanao ianao, fony ianao nitanjaka sy nihanjahanja sady nihosinkosina teo amin'ny rànao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao rehetra dia tsy nahatsiaro ny andron’ny fahatanoranao ianao, fony ianao nitanjaka sy nihanjahanja sady nihosinkosina teo amin’ny ranao.
malagasy
Ary tamin'ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao rehetra dia tsy nahatsiaro ny andro fahakelezanao ianao, fony ianao nitanjaka sy nihanjahanja sady nihosinkosina teo amin'ny rànao.