Ezekiel 16:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny an-tsampanan-dalana rehetra no nanaovanao ny toerana fanaovanao sorona, dia novetavetainao ny hatsaran-tarehinao ka natolotrao ho amin’ny mpandalo rehetra ny tenanao ary nampitomboinao ny fijangajanganao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasianao ny fitoerana avonao avokoa ny sampanan-dalana; nolotoinao ny hatsaran-tarehinao; nanolo-tena tamin’ny mpandalo rehetra ianao; nampitomboinao ny fijangajanganao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaky ny vavalalana dia nanorenanao toeram-panasinana; ary nandoto ny hatsaran-tarehinao teo ianao fa vao mainka nijangajanga bebe kokoa tamin’izay rehetra nandalo.
Malagasy Bible 1865
Ary teny an-tsampanan-dalana rehetra no nanaovanao ny fitoerana avonao, ary novetavetainao ny hatsaran-tarehinao, ka nabahanao ho amin'ny mpandalo rehetra ny tongotrao, ary nampitomboinao ny fijangajanganao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny an-tsampanan-dalana rehetra no nanaovanao ny toerana fanaovanao sorona, dia novetavetainao ny hatsaran-tarehinao ka natolotrao ho amin’ny mpandalo rehetra ny tenanao ary nampitomboinao ny fijangajanganao.
malagasy