Ezekiel 16:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nijangajanga tamin’ny zanak’i Asiria koa ianao noho ny tsy fahafaham-ponao; eny, nijangajanga taminy ianao nefa mbola tsy afa-po ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivarina tamin’ny zanak’i Asora ianao, satria mbola tsy afa-po; ary na efa nivarina tamin’ireo aza ianao mbola tsy afa-po ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy afa-po ny filànao fa nijangajanga tamin’i Asiria koa ianao. Kanefa mbola tsy afa-po ihany ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary nijangajanga tamin'ny zanak'i Asyria koa ianao noho ny tsi-fahafaham-ponao; eny, nijangajanga taminy ianao, nefa mbola tsy afa-po ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nijangajanga tamin’ny zanak’i Asiria koa ianao noho ny tsy fahafaham-ponao; eny, nijangajanga taminy ianao nefa mbola tsy afa-po ihany.
malagasy
Ary nijangajanga tamin'ny zanak'i Asyria koa ianao noho ny tsi-fahafaham-ponao; eny, nijangajanga taminy ianao, nefa mbola tsy afa-po ihany.