Ezekiel 16:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra amin’i Jerosalema: Ny tany Kanana no niavianao sy nahaterahanao; Amorita ny rainao ary Hetita ny reninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh amin’i Jerosalema: Ny tanin’ny Kananeanina no niavianao sy nahaterahanao; Amôreana ny rainao, ary Heteanina ny reninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: I Kanahàna no tanin’ny razambenao sy tany nahaterahanao. Amôrita ny rainao ary Hetita ny reninao.
Malagasy Bible 1865
ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo amin'i Jerosalema: Ny tany Kanana no nahaterahanao sy nahabe anao; Amorita no rainao, ary Hetita no reninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra amin’i Jerosalema: Ny tany Kanana no niavianao sy nahaterahanao; Amorita ny rainao ary Hetita ny reninao.
malagasy
ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo amin'i Jerosalema: Ny tany Kanana no nahaterahanao sy nahabe anao; Amorita no rainao, ary Hetita no reninao.