Ezekiel 16:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Akory ny fahamaimain’ny fonao! hoy NY TOMPO Andriamanitra, tamin’ny nanaovanao ireo rehetra ireo izay fanaon’ny janga lany henatra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akory izany halemen’ny fonao, - teny marin’i Iaveh Tompo, - no dia nahavitanao izany rehetra izany, izay fanaon’ny vehivavy janga tsy valahara indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maimay erỳ ny fonao raha nanao ireny zavatra isan-karazany ireny, tahaka ny fanaon’ireo vehivavy janga tsivalahara. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Akory ny fahamaimain'ny fonao! hoy Jehovah Tompo, tamin'ny nanaovanao ireo rehetra ireo, dia ny fanaon'ny janga tsivalahara!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Akory ny fahamaimain’ny fonao! hoy NY TOMPO Andriamanitra, tamin’ny nanaovanao ireo rehetra ireo izay fanaon’ny janga lany henatra!
malagasy
Akory ny fahamaimain'ny fonao! hoy Jehovah Tompo, tamin'ny nanaovanao ireo rehetra ireo, dia ny fanaon'ny janga tsivalahara!