Ezekiel 16:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vehivavy janga rehetra dia omena karama maloto; fa ianao kosa dia manome karama ireo mpitia anao rehetra sady manome azy kolikoly hanatonany anao avy any rehetra any mba hijangajangany aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vehivavy janga rehetra, omen-tangy; fa ianao kosa, nanangy ny lehilahinao rehetra, mba hahatongavany avy any rehetra any ho amin’ny fijangajanganao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vehivavy janga dia mila tambiny fa ianao kosa manome tambiny ho an’ireo lehilahinao; eny, nandoa vola taminy ianao mba hiaviany avy eny amin’ny manodidina handry aminao.
Malagasy Bible 1865
Sy vehivavy janga rehetra dia omen-tangy; fa ianao kosa manangy ireo lehilahinao rehetra sady manome azy fanambatambazana hanatonan'ny ny manodidina rehetra anao mba hijangajangany aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vehivavy janga rehetra dia omena karama maloto; fa ianao kosa dia manome karama ireo mpitia anao rehetra sady manome azy kolikoly hanatonany anao avy any rehetra any mba hijangajangany aminao.
malagasy
Sy vehivavy janga rehetra dia omen-tangy; fa ianao kosa manangy ireo lehilahinao rehetra sady manome azy fanambatambazana hanatonan'ny ny manodidina rehetra anao mba hijangajangany aminao.