Ezekiel 16:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia indro, hovoriko ireny mpitia anao rehetra ireny, izay mankamamy anao sy izay tianao rehetra mbamin’ireny rehetra izay halanao koa, eny, hovoriko avy eny rehetra eny ireny mba hamely anao ka hampisehoiko aminy ny fitanjahanao, dia hahita ny fitanjahanao rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany dia indro, hovoriko avokoa ny lehilahinao rehetra izay nijangajanganao, izay notiavinao rehetra, mbamin’izay rehetra nankahalainao; dia hovoriko avy any rehetra any ireny, hamely anao; hasehoko eo anoloan’izy ireo ny fitanjahanao, ka hahita ny fitanjahanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, hovoriko mba hamely anao ireo lehilahinao rehetra izay nankamamy anao, na izay tianao na izay halanao. Rehefa vory avy amin’ny manodidina ireo, dia hasehoko azy ny fitanjahanao, ka ho hitany avokoa izany.
Malagasy Bible 1865
dia, indro, hovoriko ireny lehilahinao rehetra ireny, izay mankamany anao sy izay tianao rehetra mbamin'ireny rehetra izay halanao koa, eny hovoriko avy amin'ny manodidina ireny mba hamely anao, ka hampisehoiko aminy ny fitanjahanao, dia hahita ny fitanjahanao rehetra izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia indro, hovoriko ireny mpitia anao rehetra ireny, izay mankamamy anao sy izay tianao rehetra mbamin’ireny rehetra izay halanao koa, eny, hovoriko avy eny rehetra eny ireny mba hamely anao ka hampisehoiko aminy ny fitanjahanao, dia hahita ny fitanjahanao rehetra izy.
malagasy