Ezekiel 16:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hotsaraiko ianao araka ny fitsara vehivavy mijangajanga sy izay mandatsa-dra ka halatsako ny ranao noho ny fahatezerana sy ny fahasaro-piaro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohelohiko araka ny lalàna mahazo ny vehivavy mpaka vadin’olona sy izay mpandatsa-dra ianao, ka hataoko latsa-dra, voan’ny fisafoahana amam-pahasarotam-piaro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampihariko aminao ny sazy natokana ho an’ny vehivavy manitsakitsa-tokantrano sy mahafaty olona. Hataoko mihosin-dra ianao satria hampiharako ny fahatezerako sy ny hasarotam-piaroko.
Malagasy Bible 1865
ary hotsaraiko ianao araka ny fitsara vehivavy mijangajanga sy izay mandatsa-drà, ka halatsako ny rànao noho ny fahatezerana sy ny fahasaro-piaro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hotsaraiko ianao araka ny fitsara vehivavy mijangajanga sy izay mandatsa-dra ka halatsako ny ranao noho ny fahatezerana sy ny fahasaro-piaro.
malagasy
ary hotsaraiko ianao araka ny fitsara vehivavy mijangajanga sy izay mandatsa-drà, ka halatsako ny rànao noho ny fahatezerana sy ny fahasaro-piaro.