Ezekiel 16:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hatolotro ho eny an-tanan’ireny ianao ka harodany ny trano fijangajanganao, ary horavany ny toerana fanaovanao sorona; dia hendahany koa ny fitafianao, ary hesoriny ny firavakao soa ka havelany hitanjaka sy hiboridana ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotro eo an-tanan’izy ireo izany: hazerany ny zohinao, horavany ny fitoerana avonao, hendahany ny fitafianao ary halainy ny firavakao, dia havelany ianao hitanjaka dia hiboridana mihitsy eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatolotro ho eo an-tanan’ireo lehilahinao ianao, ka horavany ny lampihazonao ary harodany ny toeram-panasinanao; hendahany ny fitafianao, ary hesoriny ny firavakao soa ka havelany hitanjaka sy hiboridana ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia hatolotro ho eny an-tànan'ireny ianao, ka harodany ny trano fijangajanganao, ary horavany ny fitoerana avonao; dia hendahany koa ny fitafianao, ary hesoriny ny firavakao soa, ka havelany hitanjaka sy hiboridana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hatolotro ho eny an-tanan’ireny ianao ka harodany ny trano fijangajanganao, ary horavany ny toerana fanaovanao sorona; dia hendahany koa ny fitafianao, ary hesoriny ny firavakao soa ka havelany hitanjaka sy hiboridana ianao.
malagasy