Ezekiel 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’ny nahaterahanao, dia tsy voatapaka akory ny tadim-poitranao tamin’ny andro nahaterahanao, ary tsy voampandro tamin’ny rano ianao, na voahosotra sira na voahodidina lamban-jaza akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izao ny amin’ny fahaterahanao: tamin’ny andro nahaterahanao ianao tsy voatapaka tadim-poitra, tsy voampandro tamin’ny rano hadio, tsy voahosotra sira, tsy voahodidina lamban-jaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro nahaterahanao dia tsy nisy olona nanapaka ny tadim-poitranao akory sady tsy nisy nampandro anao tamin’ny rano; tsy nohosorana sira na nohodidinina lamban-jaza ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny nahaterahanao, dia tsy voatapaka akory ny tadim-poitrao tamin'ny andro nahaterahanao, ary tsy voampandro tamin'ny rano ianao, na voahosotra sira, na voahodidina lamban-jaza akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’ny nahaterahanao, dia tsy voatapaka akory ny tadim-poitranao tamin’ny andro nahaterahanao, ary tsy voampandro tamin’ny rano ianao, na voahosotra sira na voahodidina lamban-jaza akory.
malagasy
Ary ny amin'ny nahaterahanao, dia tsy voatapaka akory ny tadim-poitrao tamin'ny andro nahaterahanao, ary tsy voampandro tamin'ny rano ianao, na voahosotra sira, na voahodidina lamban-jaza akory.