Ezekiel 16:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitondra vahoaka marobe hiakatra hamely anao koa izy ka hotorahany vato sady hotetitetehiny amin’ny sabany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentiny miakatra hamely anao ny vahoaka voavory hitora-bato anao sy hanagorobaka anao amin’ny sabany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hisy vahoaka hampirisihiny hikomy aminao ka hitora-bato anao sy hitetitetika anao amin’ny sabatra,
Malagasy Bible 1865
Dia hitondra vahoaka maro be hiakatra hamely anao koa izy ka hotorahany vato sady hotetitetehiny amin'ny sabany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitondra vahoaka marobe hiakatra hamely anao koa izy ka hotorahany vato sady hotetitetehiny amin’ny sabany ianao.
malagasy
Dia hitondra vahoaka maro be hiakatra hamely anao koa izy ka hotorahany vato sady hotetitetehiny amin'ny sabany ianao.