Ezekiel 16:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no hialako fo aminao ary ho afaka ny fahasaro-piaroko aminao, dia hionona Aho ka tsy ho tezitra intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanarana ny hatezerako aminao Aho, dia ho afaka ny fahasarotam-piaroko aminao, ka hionona Aho, fa tsy ho tezitra intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanamparako ny fahatezerako ianao ambara-pahafaka ny hasarotam-piaroko; amin’izay vao hionona Aho ka tsy hisafoaka intsony.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no hialako fo aminao, ary ho afaka ny fahasaro-piaroko aminao, dia hionona Aho ka tsy ho tezitra intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no hialako fo aminao ary ho afaka ny fahasaro-piaroko aminao, dia hionona Aho ka tsy ho tezitra intsony.
malagasy
Toy izany no hialako fo aminao, ary ho afaka ny fahasaro-piaroko aminao, dia hionona Aho ka tsy ho tezitra intsony.