Ezekiel 16:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ny mpanao oha-teny rehetra dia hamely anao amin’izao oha-teny izao hoe: Manahaka ny reniny ihany ny zanany vavy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa ny olona rehetra mpilaza ohabolana dia hanao ohabolana momba anao, hoe: «Ny zanaka vavy, mpanaha-dreny!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry Jerosalema, hamely anao ny mpanao ohabolana rehetra ka hiteny hoe: ‹Manahaka an-dreniny ihany ny zanany vavy.›
Malagasy Bible 1865
Indro, ny mpanao ohabolana rehetra dia hamely anao amin'izao ohabolana izao hoe: Manahaka an-dreniny ihany ny zananivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ny mpanao oha-teny rehetra dia hamely anao amin’izao oha-teny izao hoe: Manahaka ny reniny ihany ny zanany vavy!
malagasy
Indro, ny mpanao ohabolana rehetra dia hamely anao amin'izao ohabolana izao hoe: Manahaka an-dreniny ihany ny zananivavy.