Ezekiel 16:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy araka ny lalan’ireo ihany no nalehanao, ary tsy araka ny fahavetavetan’ireo ihany no nataonao; fa ohatra ny zavatra kely loatra izany ka nanao izay ratsy mihoatra noho ireo indray ianao tamin’ny lalanao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nomba ny lalan’ireo sy nanaraka ny fahavetavetany fotsiny ianao: tsy ampy anao izany, fa nihasimba mihoatra noho ireo aza ianao, tamin’izay nalehanao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nionona fotsiny tamin’ny fakana tahaka ny fitondrantenany sy ny fomba maharikoriko nataony ianao, fa kely ihany raha izany! Saingy ratsy lavitra noho ny azy ny fitondrantenanao manontolo.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy araka ny alehan'ireo ihany no nalehanao, ary tsy araka ny fahavetavetan'ireo ihany no nataonao; fa hoatra ny zavatra kely loatra izany, ka dia nanao ratsy mihoatra noho ireo indray ianao tamin'ny nalehanao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy araka ny lalan’ireo ihany no nalehanao, ary tsy araka ny fahavetavetan’ireo ihany no nataonao; fa ohatra ny zavatra kely loatra izany ka nanao izay ratsy mihoatra noho ireo indray ianao tamin’ny lalanao rehetra.
malagasy