Ezekiel 16:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO Andriamanitra, na dia i Sodoma rahavavinao sy ny zanany vavy aza dia tsy mba nanao tahaka ny nataonao sy ny zanakao vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Velona Aho, - teny marin’ny Tompo Iaveh; - i Sôdôma rahavavinao sy ny zanany vavy, tsy nahavita tahaka ny vitanao sy ny zanakao vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velona Izaho Tompo ANDRIANANAHARY ka manao teny hentitra sy mianiana fa i Sôdôma rahavavinao sy ireo zana-bohiny dia tsy mbola nanao ratsy tahaka anao sy ireo zana-bohitrao.
Malagasy Bible 1865
Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, na dia Sodoma rahavavinao sy ny zananivavy aza tsy mba nanao tahaka ny nataonao sy ny zanakao-vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO Andriamanitra, na dia i Sodoma rahavavinao sy ny zanany vavy aza dia tsy mba nanao tahaka ny nataonao sy ny zanakao vavy.
malagasy
Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, na dia Sodoma rahavavinao sy ny zananivavy aza tsy mba nanao tahaka ny nataonao sy ny zanakao-vavy.